Teny iditra | Rabary Jean-Joseph | |
Singan-teny | Rabary ; Jean ; Joseph | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny frantsay | Rabary (1864-1947/02/21) Pasteur, professeur et écrivain de vaste culture, avantageusement connu dans l'Ile... Mais c'est surtout comme romancier et historien que le Pasteur Rabary est connu... [1.11] | |
Voambolana | Tantara: olona ~ Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Antananarivo zato taona lasa izay Lasa nialoha lalana 1915/07 Ny Baiboly Ny Daty Malaza: na ny dian' i Jesosy Kristy teto Madagasikara 1929 Ny Fanahy Ny tantaran' ny Martiora malagasy Ny tsy fahatesanan' ny fanahy Rainandriamampandry: na ilay maritioran' ny tanindrazany tamin' ny taona 1896 1957 Raketaka zandriko 1904 Rasalimo sy Raketaka Tsy ary volamena avokoa izay rehetra mamiratra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |